
NY FAHAFATESANA (Lohahevitra tsy firesaka firy satria tabous rahateo; kanefa heverinay fa tena mila hidirana mihitsy fa misy CROYANCES lalim-paka izay misy fiantraikany eo amin'ny fifaneraserantsika amin'ny ra fahafatesana mihitsy aza ) .
Ny nahazatra antsika hatrizay dia naseho ho OZONA ka tsy mahagaga raha lazaina fa tora bato avy any an-danitra ka toy ny miaina eo ambanin'ny atao hoe épée damoclès mandrakariva raolombelona .
Koa ny hitondrana ny fanazavana anio dia amin'ny alalan'ny VISION ANTHROPOLOGIQUE SUR LA MORT.
Biby fampitahorana ve izany sa inona ny fahafatesana ?
Ary ny lehibe indrindra amin'izany izay mifandray aminy koa dia ny fiheverantsika ny atao hoe OLOMBELONA manoloana izany.